Exodus 21:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
may solon’ny may, ratra solon’ny ratra, fery solon’ny fery.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
efain-dotra ny voadotra, efain-dratra ny ratra, efai-mangana ny mangana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
may solon’ny may, ratra solon’ny ratra, mangana solon’ny mangana.
Malagasy Bible 1865
may solon'ny may, ratra solon'ny ratra, mivatra solon'ny mivatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
may solon’ny may, ratra solon’ny ratra, fery solon’ny fery.
malagasy
may solon'ny may, ratra solon'ny ratra, mivatra solon'ny mivatra.