Exodus 21:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha ny nifin’ny andevolahy na ny andevovavy no afany dia homeny fahafahana izy noho ny nifiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha mahafa-nify iray amin’ny ankizilahiny na ny ankizivaviny izy, dia handefa azy ho afaka ho onitry ny nifiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha nahafaka ny nifiny izy, dia hanome fahafahana ho an’ilay mpanompony ihany koa ho onitry ny nifiny.
Malagasy Bible 1865
Ary raha ny nifin'ny andevolahy na ny andevovavy no afany, dia halefany ho afaka koa izy noho ny nifiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha ny nifin’ny andevolahy na ny andevovavy no afany dia homeny fahafahana izy noho ny nifiny.
malagasy
Ary raha ny nifin'ny andevolahy na ny andevovavy no afany, dia halefany ho afaka koa izy noho ny nifiny.