Exodus 21:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy omby manoto lehilahy na vehivavy ka mahafaty azy dia hotoraham-bato tokoa ny omby ary tsy hohanina ny henany; fa ny tompon’ilay omby kosa dia ho afa-tsiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha misy omby manoto lehilahy na vehivavy ka mahafaty azy, dia ny omby no hotoraham-bato sy tsy hohanin-kena, fa ny tompony ho afaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha misy ombilahy manoto ka mahafaty lehilahy iray na vehivavy iray, dia hotoraham-bato ho faty izy ary tsy azo hanina ny henany; fa ny tompon’ilay ombilahy kosa dia ho afa-tsiny.
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy omby manoto lehilahy na vehivavy ka mahafaty azy, dia hotoraham-bato tokoa ny omby, ary tsy hohanina ny henany; ary ny tompon'ilay omby dia ho afa-tsiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy omby manoto lehilahy na vehivavy ka mahafaty azy dia hotoraham-bato tokoa ny omby ary tsy hohanina ny henany; fa ny tompon’ilay omby kosa dia ho afa-tsiny.
malagasy
Ary raha misy omby manoto lehilahy na vehivavy ka mahafaty azy, dia hotoraham-bato tokoa ny omby, ary tsy hohanina ny henany; ary ny tompon'ilay omby dia ho afa-tsiny.