Exodus 21:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha izy irery no niditra dia izy irery no hiala; fa raha manambady izy dia hiala hiaraka aminy koa ny vadiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha izy irery no niditra dia izy irery no hiala; raha niaraka tamim-bady izy dia hiara-miala aminy koa ny vadiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tsy nanam-bady izy no tonga mpanomponareo, dia izy irery ihany no handeha; fa raha nanam-bady izy, dia handeha miaraka aminy koa ramatoa vadiny.
Malagasy Bible 1865
Raha izy irery ihany no miditra, dia izy irery hany no hiala; fa raha manam-bady izy, dia hiala hiaraka aminy koa ny vadiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha izy irery no niditra dia izy irery no hiala; fa raha manambady izy dia hiala hiaraka aminy koa ny vadiny.
malagasy
Raha izy irery ihany no miditra, dia izy irery hany no hiala; fa raha manam-bady izy, dia hiala hiaraka aminy koa ny vadiny.