Exodus 21:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha sazina izy dia handoa vidin’aina araka izay sazy atao aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha vidin’aina no asaina ataon’ny tompon’ny omby dia haloany izay didiana haloany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha sazîna handoa vidin’aina izy, dia tsy maintsy handoa izay vola rehetra ho fanavotana ny ainy.
Malagasy Bible 1865
Raha sazina izy, dia handoa vidin'aina araka izay sazy atao aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha sazina izy dia handoa vidin’aina araka izay sazy atao aminy.
malagasy
Raha sazina izy, dia handoa vidin'aina araka izay sazy atao aminy.