Exodus 21:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha manoto zazalahy na zazavavy ny omby dia araka izany lalàna izany koa no hanaovana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha zazalahy na zazavavy no totoin’ny omby, dia io lalàna io ihany koa no hampiasaina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha manoto ka mahafaty ankizilahy na ankizivavy ny ombilahy, dia mitovy amin’ny teo ihany no fepetra ampiharina.
Malagasy Bible 1865
Raha manoto zazalahy na zazavavy ny omby, dia araka izany lalàna izany koa no hanaovana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha manoto zazalahy na zazavavy ny omby dia araka izany lalàna izany koa no hanaovana azy.
malagasy
Raha manoto zazalahy na zazavavy ny omby, dia araka izany lalàna izany koa no hanaovana azy.