Exodus 21:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha manoto andevolahy na andevovavy izy dia homena sekela volafotsy telopolo ny tompon’andevo, ary ny omby dia hotoraham-bato.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha andevolahy na andevovavy no totoin’ny omby dia vola fotsy telopolo sikla no haloa ho an’ny tompon’ny andevo, ary ny omby hotoraham-bato.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha manoto ka mahafaty mpanompolahy na mpanompovavy kosa ny ombilahy, dia handoa onitra volafotsy telopolo amin’ny tompon’ny mpanompo ilay tompon’omby, ary ny ombilahy kosa dia hotoraham-bato ho faty.
Malagasy Bible 1865
Raha manoto andevolahy na andevovavy izy, dia homena sekely volafotsy telo-polo ny tompon'andevo, ary ny omby hotoraham-bato.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha manoto andevolahy na andevovavy izy dia homena sekela volafotsy telopolo ny tompon’andevo, ary ny omby dia hotoraham-bato.
malagasy
Raha manoto andevolahy na andevovavy izy, dia homena sekely volafotsy telo-polo ny tompon'andevo, ary ny omby hotoraham-bato.