Exodus 21:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hanonitra vola ho an’ny tompon’ilay omby ny tompon’ilay lavaka; ary ho azy ilay biby maty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hanonitra ny tompon-davaka, haloany volafotsy izay vidin’ny biby maty, ho azy».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia tsy maintsy handoa vola onitra amin’ny tompom-biby ilay tompon’ny lava-drano, fa ny biby maty kosa dia ho azy.
Malagasy Bible 1865
dia hanonitra azy ny tompon-davaka, ka vola no haloany ho an'ny tompony; ary ny maty dia ho azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hanonitra vola ho an’ny tompon’ilay omby ny tompon’ilay lavaka; ary ho azy ilay biby maty.
malagasy
dia hanonitra azy ny tompon-davaka, ka vola no haloany ho an'ny tompony; ary ny maty dia ho azy.