Exodus 21:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy ombin’olona mandratra ny ombin’ny namany ka mahafaty azy dia hamidiny ny omby velona ary hozarainy ny vola vidiny, ary hozarainy koa ilay omby maty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha misy ombin’olona manoto ombin’olon-kafa ka mahafaty azy, dia hamidin’izy ireo ny omby velona, ka ny vidiny hozarainy, ny omby maty koa hozarainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha misy ombilahin’olona mandratra mahafaty ny ombilahin’ny namany, dia hamidiny ny ombilahy velona ka hozarainy ny vola vidiny, ary hozarainy toy izany koa ilay maty.
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy ombin'olona mandratra ny ombin'ny namany ka mahafaty azy, dia hamidiny ny omby velona, ka hozarainy ny vola vidiny; ary ny maty koa hozarainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy ombin’olona mandratra ny ombin’ny namany ka mahafaty azy dia hamidiny ny omby velona ary hozarainy ny vola vidiny, ary hozarainy koa ilay omby maty.
malagasy
Ary raha misy ombin'olona mandratra ny ombin'ny namany ka mahafaty azy, dia hamidiny ny omby velona, ka hozarainy ny vola vidiny; ary ny maty koa hozarainy.