Exodus 21:37 — Compare Translations
4 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy olona mangalatra omby, na ondry, na osy, ka mamono azy, na mivarotra azy, dia hanonitra omby dimy ho solon’ny omby iray izy, ary ondry na osy efatra ho solon’ny ondry na osy iray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha misy olona mangalatra omby iray, na ondry iray na osy iray ka mamono azy na mivarotra azy, dia tsy maintsy hanome omby dimy na ondry efatra, na osy efatra ho onitra ho an’ny tompony izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy olona mangalatra omby, na ondry, na osy, ka mamono azy, na mivarotra azy, dia hanonitra omby dimy ho solon’ny omby iray izy, ary ondry na osy efatra ho solon’ny ondry na osy iray.
malagasy
Raha misy olona mangalatra omby, na ondry, na osy, ka mamono azy, na mivarotra azy, dia hanonitra omby dimy ho solon'ny omby iray izy ary ondry na osy efatra ho solon'ny ondry na osy iray.