Exodus 21:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha manome vady azy ny tompony ka niteraka zazalahy na zazavavy taminy izy dia ho an’ny tompony ny vadiny sy ny zanany fa izy irery ihany no hiala.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha ny tompony anefa no manome vady azy, ka niteraka lahy amana vavy taminy izy dia an’ny tompony ravehivavy sy ny zanany, fa izy kosa dia honjihonjin’izy irery no hiala.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha ny tompony kosa no nanome vady azy ka niteraka zazalahy na zazavavy ilay ramatoa, dia hijanona ho fananan’ny tompony ilay ramatoa sy ny ankizy, fa ilay rangahy ihany no handeha.
Malagasy Bible 1865
Raha manome vady azy ny tompony, ka miteraka zazalahy na zazavavy aminy izy, dia ho an'ny tompony ihany ny vadiny sy ny zanany, fa izy irery ihany no hiala.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha manome vady azy ny tompony ka niteraka zazalahy na zazavavy taminy izy dia ho an’ny tompony ny vadiny sy ny zanany fa izy irery ihany no hiala.
malagasy
Raha manome vady azy ny tompony, ka miteraka zazalahy na zazavavy aminy izy, dia ho an'ny tompony ihany ny vadiny sy ny zanany, fa izy irery ihany no hiala.