Exodus 21:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha tena milaza ilay andevo hoe: Tsy foiko ny tompoko sy ny vadiko ary ny zanako ka tsy te ho afaka aho
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha ny mpanompo kosa no manao hoe: Tsy mahafoy ny tompoko sy ny vady aman-janako aho, ka tsy te-ho afaka,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tàhiny kosa ilay rangahy manizingizina fa tia ny tompony sy ny vady aman-janany izy ka tsy te handeha ho olona afaka,
Malagasy Bible 1865
Fa raha milaza marimarina ilay andevo ka manao hoe: Tsy foiko ny tompoko sy ny vadiko ary ny zanako, ka tsy te-ho afaka aho,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha tena milaza ilay andevo hoe: Tsy foiko ny tompoko sy ny vadiko ary ny zanako ka tsy te ho afaka aho
malagasy
Fa raha milaza marimarina ilay andevo ka manao hoe: Tsy foiko ny tompoko sy ny vadiko ary ny zanako, ka tsy te-ho afaka aho,