Exodus 21:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha mikendry azy ho fofombadin’ny zanany lahy izy dia araka ny fitondra zanakavavy no hataony aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha ny zanany lahy no kasainy homena azy dia hoentiny araka izay tsy maintsy ho fitondra ny zanakavavy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mamofo azy ho vadin’ny zanany lahy kosa ilay tompony, dia hanatanteraka aminy araka izay fanao amin’ny zanakavavy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha mamofo azy ho vadin'ny zananilahy izy, dia araka ny fitondra zanakavavy no hataony aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha mikendry azy ho fofombadin’ny zanany lahy izy dia araka ny fitondra zanakavavy no hataony aminy.
malagasy
Ary raha mamofo azy ho vadin'ny zananilahy izy, dia araka ny fitondra zanakavavy no hataony aminy.