Exodus 22:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha tratra mamaky trano ny mpangalatra ka vonoina ho faty dia tsy hisy valin-dra amin’izany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha misy olona mangalatra omby na zanak’ondry, ka mamono izany na mivarotra, dia honerany omby dimy ny omby iray ary zanak’ondry efatra ny zanak’ondry iray.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha misy mpangalatra tratra eo am-pangalarana amin’ny alina ary voakapoka ka maty, dia tsy vono olona akory izany;
Malagasy Bible 1865
Raha azo manamitrano ny mpangalatra ka asiana ho faty, dia tsy hisy valin-drà amin'izany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha tratra mamaky trano ny mpangalatra ka vonoina ho faty dia tsy hisy valin-dra amin’izany;
malagasy
Raha azo manamitrano ny mpangalatra ka asiana ho faty, dia tsy hisy valin-drà amin'izany;