Exodus 22:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa raha nangalarina tany aminy tokoa ilay biby dia hanonitra ho an’ny tompon-javatra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ny fianianana amin’i Iaveh no hampanaovina amin’izy roa tonta hahalalàna raha noraisin’ny tanany ny fananan’ny namany, ary hanaiky izany ny tompom-biby, dia tsy hanonitra itsy anankiray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha tàhiny kosa nangalarina tao aminy tokoa izany biby izany, dia handoa onitra amin’ny tompon-javatra izy.
Malagasy Bible 1865
Fa raha nangalarina tany aminy tokoa izany, dia hanonitra ho an'ny tompon-javatra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa raha nangalarina tany aminy tokoa ilay biby dia hanonitra ho an’ny tompon-javatra izy.
malagasy
Fa raha nangalarina tany aminy tokoa izany, dia hanonitra ho an'ny tompon-javatra izy.