Exodus 22:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha voaviraviram-biby kosa dia hitondra azy ho vavolombelona izy fa tsy hanonitra izay voaviravira akory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha tao aminy anefa no nangalarana ny biby, dia tsy maintsy manonitra amin’ny tompom-biby izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha voaviraviran’ny bibidia ilay izy, dia hoentina ho porofo ny sisa tavela aminy; ka amin’izay dia tsy hanonitra izy.
Malagasy Bible 1865
Raha voaviraviram-biby izany, dia hitondra azy ho vavolombelona izy; tsy hanonitra izay voaviravira izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha voaviraviram-biby kosa dia hitondra azy ho vavolombelona izy fa tsy hanonitra izay voaviravira akory.
malagasy
Raha voaviraviram-biby izany, dia hitondra azy ho vavolombelona izy; tsy hanonitra izay voaviravira izy.