Exodus 22:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha misy olona mindrana biby amin’ny namany ka tapaka na maty io, nefa tsy teo ny tompony, dia hanonitra tokoa izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha voaviraviram-biby masiaka ny biby, izay sisa tsy laniny no hoentiny ho vavolombelona, dia tsy hanonitra ilay biby voaviravira izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha misy olona mindrana biby amin’ny namany ka maratra na maty ilay biby nefa tsy teo anatrehan’ny tompony, dia tsy maintsy manonitra izy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy olona mindran-javatra amin'ny namany, ka simba na maty izany, nefa tsy mba teo aminy ny tompon-javatra, dia hanonitra tokoa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha misy olona mindrana biby amin’ny namany ka tapaka na maty io, nefa tsy teo ny tompony, dia hanonitra tokoa izy.
malagasy
Ary raha misy olona mindran-javatra amin'ny namany, ka simba na maty izany, nefa tsy mba teo aminy ny tompon-javatra, dia hanonitra tokoa izy.