Exodus 22:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha teo ihany ny tompony dia tsy hanonitra izy; ary raha biby nofaina kosa dia vitan’ny hofany ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha misy olona mindram-biby amin’ny namany, ka tapaka na maty ilay biby tsy teo anatrehan’ny tompony, dia hisy onitra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha teo anatrehan’ny tompony kosa, dia tsy hanonitra ilay mpindrana; raha biby nofàna moa izany, dia ho vitan’ny hofany ihany ny onitra.
Malagasy Bible 1865
Fa raha teo aminy ihany ny tompon-javatra, dia tsy hanonitra izy; ary raha zavatra ahofa kosa, dia vitan'ny hofany izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha teo ihany ny tompony dia tsy hanonitra izy; ary raha biby nofaina kosa dia vitan’ny hofany ihany.
malagasy
Fa raha teo aminy ihany ny tompon-javatra, dia tsy hanonitra izy; ary raha zavatra ahofa kosa, dia vitan'ny hofany izany.