Exodus 22:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy olona mitaona tovovavy izay tsy voafofo ka mandry aminy dia hanome harena azy izy mba ho vadiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa raha teo anatrehan’ny tompony kosa, tsy hisy onitra. Ary raha biby nohofany, dia ny hofany no ho solon’ny onitra».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha misy olona mahasarika tovovavy tsy mbola voafofo ka mandry aminy, dia tsy maintsy mandoa vodiondry izy ka mampakatra azy ho vadiny.
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy olona mitaona zazavavy, izay tsy voafofo, ka mandry aminy, dia hanome harena azy izy mba ho vadiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy olona mitaona tovovavy izay tsy voafofo ka mandry aminy dia hanome harena azy izy mba ho vadiny.
malagasy
Ary raha misy olona mitaona zazavavy, izay tsy voafofo, ka mandry aminy, dia hanome harena azy izy mba ho vadiny.