Exodus 22:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha tena mandà ny rainy ka tsy manome azy ho vadiny dia handoa vola Ralehilahy araka ny harena fanome ny zazavavy hampakarina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha misy lehilahy manakojikojy zazavavy tsy voafofo ka mandry aminy dia handoa ny hajam-bolany izy ka hanambady azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tsy manaiky ny hanome an-drazazavavy ny rainy, dia tsy maintsy mandoa vola an-kevitry ny vodiondry fanome amin’ny fampakarana zazavavy izy.
Malagasy Bible 1865
Fa raha mandà tokoa ny rainy ka tsy manome azy ho vadiny, dia handoa vola ralehilahy araka ny harena fanome zazavavy hampakarina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha tena mandà ny rainy ka tsy manome azy ho vadiny dia handoa vola Ralehilahy araka ny harena fanome ny zazavavy hampakarina.
malagasy
Fa raha mandà tokoa ny rainy ka tsy manome azy ho vadiny, dia handoa vola ralehilahy araka ny harena fanome zazavavy hampakarina.