Exodus 22:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay rehetra mandry amin’ny biby dia hovonoina ho faty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Aza velomina izay zazavavy mpanao ody.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izay olona mandry amin’ny biby dia tsy maintsy vonoina ho faty.
Malagasy Bible 1865
Izay rehetra mandry amin'ny biby dia hatao maty tokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay rehetra mandry amin’ny biby dia hovonoina ho faty.
malagasy
Izay rehetra mandry amin'ny biby dia hatao maty tokoa.