Exodus 22:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay mamono zavatra hatao fanatitra amin’ny andriamanitra hafa, afa-tsy amin’NY TOMPO ihany, dia ho voaozona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ataovy maty izay olona miray amin’ny biby.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izay manao sorona ho an’andriamani-kafa, afa-tsy amin’ny TOMPO irery ihany, dia haringana.
Malagasy Bible 1865
Izay mamono zavatra hatao fanatitra amin'ny andriamanitra hafa, afa-tsy amin'i Jehovah ihany, dia ho voaozona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay mamono zavatra hatao fanatitra amin’ny andriamanitra hafa, afa-tsy amin’NY TOMPO ihany, dia ho voaozona.
malagasy
Izay mamono zavatra hatao fanatitra amin'ny andriamanitra hafa, afa-tsy amin'i Jehovah ihany, dia ho voaozona.