Exodus 22:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mampisambo-bola amin’ny oloko izay mahantra eo aminao ianao dia tsy ho toy ny mpampanjana-bola aminy, fa tsy hampandoavinao zana-bola izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hirehitra ny fahatezerako ka haringako amin’ny sabatra ianareo; ary ny vadinareo ho mpitondra tena, ny zanakareo ho kamboty.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha mampisambo-bola amin’ny mahantra mpiray firenena aminareo ianareo, dia aza mampandoa zana-bola azy toy ny ataon’ireo mpanjana-bola.
Malagasy Bible 1865
Raha mampisambo-bola ny oloko izay malahelo eo aminao ianao, dia tsy ho toy ny mpampanana vola aminy; fa tsy hampandoa zana-bola azy ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mampisambo-bola amin’ny oloko izay mahantra eo aminao ianao dia tsy ho toy ny mpampanjana-bola aminy, fa tsy hampandoavinao zana-bola izy.
malagasy
Raha mampisambo-bola ny oloko izay malahelo eo aminao ianao, dia tsy ho toy ny mpampanana vola aminy; fa tsy hampandoa zana-bola azy ianao.