Exodus 22:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha maka ny lamban’ny namanao ho antoka ianao dia haverinao aminy izany raha mbola tsy milentika ny masoandro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha mampisambo-bola olona amin’ny vahoakako ianao, amin’ny mahantra eo aminao, aza mitsangan-ko mpanana vola aminy, aza maka zana-bola aminy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha maka ny lamban’ny namanareo ho anto-bola ianareo, dia avereno aminy alohan’ny maty masoandro izany,
Malagasy Bible 1865
Raha maka ny lamban'ny namanao ho tsatòka ianao, dia hampodinao aminy izany, raha mbola tsy milentika ny masoandro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha maka ny lamban’ny namanao ho antoka ianao dia haverinao aminy izany raha mbola tsy milentika ny masoandro.
malagasy
Raha maka ny lamban'ny namanao ho tsatòka ianao, dia hampodinao aminy izany, raha mbola tsy milentika ny masoandro.