Exodus 22:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izany ihany no mba firakofany sady fitafiany eny an-kodiny, koa inona no hoentiny mandry? Ary raha mitaraina Amiko izy dia hohenoiko, fa mamindra fo Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha alainao ho antoka ny kapaotin’ny namanao dia avereno aminy alohan’ny maty masoandro,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria tsy manana afa-tsy iny mba hirakofana sy hiarovan-tena izy. Raha tsy misy an’iny, inona àry no hirakofany rehefa hatory? Hiantso vonjy Amiko izy, ka hihaino azy Aho, satria izaho dia Andriamanitra be fangorahana.
Malagasy Bible 1865
Fa izany ihany no firakofany sady fitafiany amin'ny hodiny, ka inona no ho entiny mandry? ary raha mitaraina amiko izy, dia hohenoiko, fa mamindra fo Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izany ihany no mba firakofany sady fitafiany eny an-kodiny, koa inona no hoentiny mandry? Ary raha mitaraina Amiko izy dia hohenoiko, fa mamindra fo Aho.
malagasy
Fa izany ihany no firakofany sady fitafiany amin'ny hodiny, ka inona no ho entiny mandry? ary raha mitaraina amiko izy, dia hohenoiko, fa mamindra fo Aho.