Exodus 22:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no hataonao amin’ny ombinao sy ny ondry aman’osinao: Hafitoana no hitoerany ao amin’ny reniny, ary amin’ny andro fahavalo no hanateranao azy ho Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Aza milasilasy amin’ny fanaterana amiko ny voaloham-bokatry ny varinao sy ny voalobokao. Atolory ahy ny lahy matoa amin’ny zanakao lahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Momba ny voalohan-teraky ny ombivavy na voalohan-teraky ny ondry aman’osy, dia avelao ho eo amin’ny reniny ihany mandritra ny fito andro; fa amin’ny andro fahavalo izy dia atero ho sorona ho Ahy.
Malagasy Bible 1865
Izao no hataonao amin'ny ombinao sy ny ondry aman'osinao; hafitoana no hitoerany ao amin'ny reniny; ary amin'ny andro fahavalo no hanateranao azy ho Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no hataonao amin’ny ombinao sy ny ondry aman’osinao: Hafitoana no hitoerany ao amin’ny reniny, ary amin’ny andro fahavalo no hanateranao azy ho Ahy.
malagasy
Izao no hataonao amin'ny ombinao sy ny ondry aman'osinao; hafitoana no hitoerany ao amin'ny reniny; ary amin'ny andro fahavalo no hanateranao azy ho Ahy.Ary ho olona masina ho Ahy ianareo, koa izay hena voaviraviram-biby any an-tsaha dia tsy hohaninareo; fa harianareo ho an'ny amboa izany.