Exodus 22:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha hita marina ao aminy ny halatra, ary mbola velona, na omby, na boriky, na ondry, na osy izany, dia hanonitra avo roa heny izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa raha efa niposaka kosa ny masoandro dia hisy valin-dra ihany. Hanonitra ny mpangalatra; raha tsy manana na inona na inona izy dia ny tenany no amidy ho onitr’izay nangalariny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha misy omby na boriky na ondry na osy nangalarina ka tratra mbola velona eo amin’ilay mpangalatra, dia haveriny amin’ny tompony avo roa heny iny.
Malagasy Bible 1865
Raha hita marina velona eo aminy ny halatra na omby, na boriky, na ondry, na osy, dia hanonitra roa heny izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha hita marina ao aminy ny halatra, ary mbola velona, na omby, na boriky, na ondry, na osy izany, dia hanonitra avo roa heny izy.
malagasy
Raha hita marina velona eo aminy ny halatra na omby, na boriky, na ondry, na osy, dia hanonitra roa heny izy.