Exodus 22:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy olona mampitahiry vola na fanaka ny namany ka angalarin’ny sasany ao amin’ny tranon’ilay olona ilay izy, raha hita ilay mpangalatra dia hanonitra avo roa heny izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha misy afo mirehitra ka mahazo ny tsilo aloha, izay vao mandevona amboaram-bary koa, na vary mbola tsy voajinja, na saha, dia hanonitra izay nandrehitra ny afo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Mety hisy olona manome vola na fanaka hotehirizin’ny namany ka nisy nangalatra tao an-tranony. Koa raha hita ilay nangalatra, dia hanonitra avo roa heny;
Malagasy Bible 1865
Raha misy olona mampitahiry vola na fanaka ny namany, ka angalarin'ny sasany ao amin'ny tranon'ilay olona izany, raha hita ny mpangalatra, dia hanonitra roa heny izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy olona mampitahiry vola na fanaka ny namany ka angalarin’ny sasany ao amin’ny tranon’ilay olona ilay izy, raha hita ilay mpangalatra dia hanonitra avo roa heny izy.
malagasy
Raha misy olona mampitahiry vola na fanaka ny namany, ka angalarin'ny sasany ao amin'ny tranon'ilay olona izany, raha hita ny mpangalatra, dia hanonitra roa heny izy.