Exodus 22:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha tsy hita kosa ilay mpangalatra dia hoentina eo anatrehan’Andriamanitra ny tompon’ny trano mba hahafantarana na nanatsotra ny tanany naka ny fananan’ny namany izy na tsia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha misy nametra-bola na fanaka hotahirizin’ny namany, ka nangalarin’ny sasany tao an-tranon’ity namany izany: raha hita ny nangalatra dia hanonitra avo sasaka,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa raha tsy hita kosa izay nangalatra, dia hataon’ilay tompon-trano vavolombelona Andriamanitra ka hianianany fa tsy naka ny zavatry ny namany izy.
Malagasy Bible 1865
Fa raha tsy hita kosa ny mpangalatra, dia ho entina eo anatrehan'Andriamanitra ny tompon'ny trano mba hizahana na naninjitra ny tànany ka naka ny fananan'ny namany izy, na tsia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha tsy hita kosa ilay mpangalatra dia hoentina eo anatrehan’Andriamanitra ny tompon’ny trano mba hahafantarana na nanatsotra ny tanany naka ny fananan’ny namany izy na tsia.
malagasy
Fa raha tsy hita kosa ny mpangalatra, dia ho entina eo anatrehan'Andriamanitra ny tompon'ny trano mba hizahana na naninjitra ny tànany ka naka ny fananan'ny namany izy, na tsia.