Exodus 22:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny amin’ny zavatra ifandirana rehetra, na omby, na boriky, na ondry, na osy, na fitafiana, na zavatra very lazain’olona hoe: Ity no izy, dia hoentina eo anatrehan’Andriamanitra ny tenin’izy roa tonta, koa izay hohelohin’Andriamanitra dia hanonitra roa heny ho an’ny namany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa raha tsy hita ny mpangalatra, dia hiseho eo anatrehan’Andriamanitra ny tompon-trano, sao dia noraisin’ny tanany ihany ny fananan’ny namany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ny raharaha mampifanolana momba ny omby na boriky, na ondry na osy, na fitafiana, ary ny zavatra very rehetra, ireo olon-droa samy milaza ho tompony dia hoentina eo anatrehan’Andriamanitra: izay voatondron’Andriamanitra ho diso dia tsy maintsy handoa onitra avo roa heny amin’ny anankiray.
Malagasy Bible 1865
Ny amin'ny zavatra ifandirana rehetra, na omby, na boriky, na ondry, na osy, na fitafiana, na zavatra very, izay ataon'olona ho azy, dia ho entina eo anatrehan'Andriamanitra ny tenin'izy roa tonta, koa izay helohih'Andriamanitra dia hanonitra roa heny ho an'ny namany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny amin’ny zavatra ifandirana rehetra, na omby, na boriky, na ondry, na osy, na fitafiana, na zavatra very lazain’olona hoe: Ity no izy, dia hoentina eo anatrehan’Andriamanitra ny tenin’izy roa tonta, koa izay hohelohin’Andriamanitra dia hanonitra roa heny ho an’ny namany.
malagasy