Exodus 22:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy olona mampitahiry ny namany boriky, na omby, na ondry, na osy, na biby fiompy hafa ka maty io, na maratra, na nisy nandroaka nefa tsy nisy nahita,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na inona na inona zavatra hifandirana, na omby na ampondra na fitafiana, na zavatra inona na zavatra inona very, ka lazain’ny olona hoe: Izy indrindra ity, dia hoentina eo anatrehan’Andriamanitra ny tenin’izy roa tonta, ka izay hoheloin’Andriamanitra dia hanonitra avo sasaka ho an’ny namany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Mety hisy olona manome boriky iray na omby iray na ondry iray na osy iray na biby hafa handrasan’ny namany, ka maty ilay biby na maratra na lasan’ny mpandroba nefa tsy misy vavolombelona;
Malagasy Bible 1865
Raha misy olona mampitahiry ny namany boriky, na omby, na ondry, na osy, na biby fiompy hafa, ka maty izany, na maratra, na roahina ka tsy misy mahita,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy olona mampitahiry ny namany boriky, na omby, na ondry, na osy, na biby fiompy hafa ka maty io, na maratra, na nisy nandroaka nefa tsy nisy nahita,
malagasy
Raha misy olona mampitahiry ny namany boriky, na omby, na ondry, na osy, na biby fiompy hafa, ka maty izany, na maratra, na roahina ka tsy misy mahita,