Exodus 23:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Enin-taona no hamafazanao amin’ny taninao sy hanangonanao ny vokatra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mandritra ny enin-taona no hamafazanao ny taninao sy hanangonanao ny vokatra aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Mandritra ny enin-taona misesy no ahazoanareo mamafy ny taninareo sy mijinja ny vokatra avy aminy;
Malagasy Bible 1865
Ary enin-taona no hamafazanao amin'ny taninao sy hanangonanao ny vokatra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Enin-taona no hamafazanao amin’ny taninao sy hanangonanao ny vokatra;
malagasy
Ary enin-taona no hamafazanao amin'ny taninao sy hanangonanao ny vokatra;