Exodus 23:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Henemana no hanaovanao ny raharahanao, fa amin’ny andro fahafito dia hitsahatra ianao mba hialan’ny ombinao sy ny borikinao sasatra, ary mba hakan’ny zanaky ny mpanompovavinao sy ny vahiny aina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mandritra ny henemana no hanaovanao ny asanao, fa amin’ny andro fahafito mitsahara, mba hiala sasatra ny omby aman’ampondranao, sy haka aina ny zanaky ny ankizivavinao sy ny vahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Enina andro no hanaovanareo ny raharahanareo fa amin’ny andro fahafito dia hitsahatra ianareo mba hahazoan’ny ombinareo sy ny borikinareo miala sasatra, ary mba hahazoan’ny mpanomponareo sy ny vahiny maka aina.
Malagasy Bible 1865
Henemana no hanaovanao ny raharahanao; fa amin'ny andro fahafito dia hitsahatra ianao, mba hialan'ny ombinao sy ny borikinao sasatra, ary mba hakan'ny zanaky ny ankizivavinao sy ny vahiny aina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Henemana no hanaovanao ny raharahanao, fa amin’ny andro fahafito dia hitsahatra ianao mba hialan’ny ombinao sy ny borikinao sasatra, ary mba hakan’ny zanaky ny mpanompovavinao sy ny vahiny aina.
malagasy
Henemana no hanaovanao ny raharahanao; fa amin'ny andro fahafito dia hitsahatra ianao, mba hialan'ny ombinao sy ny borikinao sasatra, ary mba hakan'ny zanaky ny ankizivavinao sy ny vahiny aina.