Exodus 23:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tandremo koa ny andro firavoravoana amin’ny fijinjana ny voaloham-bokatry ny asanao izay nafafinao tany an-tsaha, sy ny andro firavoravoana amin’ny fanangonana amin’ny faran’ny taona, raha manangona ny vokatry ny asanao avy any an-tsaha ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hotandremanao ny fetin’ny fijinjana, fetin’ny voaloham-bokatry ny asanao izay nafafinao tany an-tsaha; ary ny fetin’ny fanangonam-bokatra amin’ny faran’ny taona, izay hanangonanao ny vokatry ny asanao tany an-tsaha;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hankalazainareo manaraka izany ny fetin’ny fijinjana amin’ny fotoana ijinjanareo ny voaloham-bokatr’izay nafafinareo tany an-tsaha. Ary amin’ny faran’ny taona kosa no hankalazainareo ny fetim-bokatra, rehefa vitanareo avokoa ny famoriana ny vokatry ny fambolenareo any an-tsaha.
Malagasy Bible 1865
Ary tandremo koa ny andro firavoravoana amin'ny fijinjana ny voaloham-bokatry ny asanao, izay nafafinao tany an-tsaha, sy ny andro firavoravoana amin'ny fanangonana amin'ny faran'ny taona, raha manangona ny vokatry ny asanao avy any an-tsaha ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tandremo koa ny andro firavoravoana amin’ny fijinjana ny voaloham-bokatry ny asanao izay nafafinao tany an-tsaha, sy ny andro firavoravoana amin’ny fanangonana amin’ny faran’ny taona, raha manangona ny vokatry ny asanao avy any an-tsaha ianao.
malagasy