Exodus 23:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Intelo isan-taona no hisehoan’ny lehilahy rehetra aminareo eo anatrehan’NY TOMPO Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
koa intelo isan-taona no hisehoan’ny lehilahy rehetra eo anatrehan’ny Tompo Iaveh.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa intelo isan-taona izany ny lehilahy rehetra aminareo no ho tonga hiseho eo anatrehako TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy Bible 1865
Dia intelo isan-kerintaona no hisehoan'ny lehilahy rehetra aminareo eo anatrehan'i Jehovah Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Intelo isan-taona no hisehoan’ny lehilahy rehetra aminareo eo anatrehan’NY TOMPO Andriamanitra.
malagasy
Dia intelo isan-kerintaona no hisehoan'ny lehilahy rehetra aminareo eo anatrehan'i Jehovah Tompo.