Exodus 23:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza manaraka ny maro hanao ratsy; ary aza mety hanao vavolombelona amin’ny adin’olona ka hivily hanaraka ny maro hamadika ny rariny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Aza momba ny maro hanao ratsy; raha misy ady, aza miandany amin’ny maro ka mitsangan-ko vavolombelona nampitanila ny fitsarana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza manaiky hotarihin’ny maro hanao ratsy; aza mijoro ho vavolombelona noho ny hena-maso ny maro mitady hamadika ny rariny eo amin’ny fitsarana.
Malagasy Bible 1865
Aza manaraka ny maro hanao ratsy; ary aza mamaly ny amin'ny adin'olona hivily hanaraka ny maro hamadika ny rariny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza manaraka ny maro hanao ratsy; ary aza mety hanao vavolombelona amin’ny adin’olona ka hivily hanaraka ny maro hamadika ny rariny.
malagasy
Aza manaraka ny maro hanao ratsy; ary aza mamaly ny amin'ny adin'olona hivily hanaraka ny maro hamadika ny rariny.