Exodus 23:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro Aho maniraka Anjely eo alohanao hiaro anao eny an-dalana sady hitondra anao any amin’ny toerana izay namboariko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Indro Aho maniraka Anjely eo alohanao, hiaro anao eny an-dalana sy hahatonga anao any amin’ny toerana nomaniko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Haniraka anjely iray hialoha anareo Aho, mba hiaro anareo eny an-dàlana; izy no hitarika anareo ho ao amin’ny tany izay efa nomaniko ho anareo.
Malagasy Bible 1865
Indro, Izaho maniraka Anjely eo alohanao hiaro anao any an-dalana sy hitondra anao ho any amin'ny fitoerana izay namboariko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro Aho maniraka Anjely eo alohanao hiaro anao eny an-dalana sady hitondra anao any amin’ny toerana izay namboariko.
malagasy
[Ny niantohan'Andriamanitra hiaro ny Zanak'Isiraely sy hamponina azy soa aman-tsara ao amin'ny tany Kanana] Indro, Izaho maniraka Anjely eo alohanao hiaro anao any an-dalana sy hitondra anao ho any amin'ny fitoerana izay namboariko.