Exodus 23:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitandrema eo anatrehany ka mihainoa ny feony ary aza manao izay mahatezitra Azy; fa tsy hamela ny fahotanareo Izy satria ny anarako no ao Aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitandrema tena eo anatrehany ary henoy ny feony; aza manohitra azy, fa tsy hamela ny fandikanareo ny didiny izy, satria ny Anarako no eo aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitandrema tsara eo anatrehany ka henoy izay lazainy, ary aza manohitra azy; fa tsy mahazaka fikomiana izy, satria mitondra ny anarako.
Malagasy Bible 1865
Mitandrema eo anatrehany, ka mihainoa ny feony, ary aza mampahatezitra Azy; fa tsy hamela ny fahotanareo Izy; fa ny anarako no ao aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitandrema eo anatrehany ka mihainoa ny feony ary aza manao izay mahatezitra Azy; fa tsy hamela ny fahotanareo Izy satria ny anarako no ao Aminy.
malagasy
Mitandrema eo anatrehany, ka mihainoa ny feony, ary aza mampahatezitra Azy; fa tsy hamela ny fahotanareo Izy; fa ny anarako no ao aminy.