Exodus 23:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha mihaino ny feony tokoa ianao ka manao izay rehetra lazaiko dia ho fahavalon’ny fahavalonao sy ho rafin’ny rafinao Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha mihaino ny feony kosa ianao, ka manao izay rehetra holazaiko, dia ho fahavalon’ny fahavalonao Aho, sy ho rafin’ny rafinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mankatò azy hatrany ianareo, ka manatanteraka an-tsipiriany izay rehetra nandidiako anareo, dia Izaho Tompo no ho fahavalon’izay fahavalonareo, ary handrafy izay mandrafy anareo.
Malagasy Bible 1865
Fa raha hihaino ny feony tokoa ianao ka hanao izay rehetra lazaiko, dia ho fahavalon'ny fahavalonao sy ho rafin'ny rafinao Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha mihaino ny feony tokoa ianao ka manao izay rehetra lazaiko dia ho fahavalon’ny fahavalonao sy ho rafin’ny rafinao Aho.
malagasy
Fa raha hihaino ny feony tokoa ianao ka hanao izay rehetra lazaiko, dia ho fahavalon'ny fahavalonao sy ho rafin'ny rafinao Aho.