Exodus 23:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hisy ho afa-jaza na ho momba ao amin’ny taninao. Hataoko feno ny isan’ny andronao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hisy vehivavy afa-jaza, na vehivavy momba eo amin’ny taninao, ary hofenoiko isa ny andronao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hisy vehivavy ho afa-jaza na ho momba eo amin’ny taninareo, ary hataoko ela velona ianareo.
Malagasy Bible 1865
Tsy hisy ho afa-jaza na ho momba ao amin'ny taninao; hotanterahiko ny isan'ny andronao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hisy ho afa-jaza na ho momba ao amin’ny taninao. Hataoko feno ny isan’ny andronao.
malagasy
Tsy hisy ho afa-jaza na ho momba ao amin'ny taninao; hotanterahiko ny isan'ny andronao.