Exodus 23:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hampandehaniko eo anoloanao ny fahatahorana Ahy ka hampifanaritahiko ny firenena rehetra izay alehanao ary hampandosiriko eo anoloanao ny fahavalonao rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Handefa ny fampangorohoroako hialoha anao Aho, hampifandritahiko ny firenena rehetra hahatongavanao, ary hampiambohoiko anao ny fahavalonao rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Halefako hialoha anareo ny tahotra Ahy, ka hisavoritaka ny firenena rehetra izay hidiranareo.
Malagasy Bible 1865
Hampandeha ny fahatahorana Ahy eo alohanao Aho ka hampifanaritaka ny firenena rehetra izay alehanao, ary hampiamboho ny fahavalonao rehetra anao Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hampandehaniko eo anoloanao ny fahatahorana Ahy ka hampifanaritahiko ny firenena rehetra izay alehanao ary hampandosiriko eo anoloanao ny fahavalonao rehetra.
malagasy
Hampandeha ny fahatahorana Ahy eo alohanao Aho ka hampifanaritaka ny firenena rehetra izay alehanao, ary hampiamboho ny fahavalonao rehetra anao Aho.