Exodus 23:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hampandehaniko eo anoloanao ny fanenitra handroaka ny Hivita sy ny Kananita ary ny Hetita eo alohanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Handefa fanenitra hialoha anao Aho, ka horoahin’ireny handositra ny tavanao ny Heveanina, ny Kananeanina mbamin’ny Heteanina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Halefako hialoha anareo koa ny takolapanenitra ka hampandositra ny Hivita sy ny Kanahanita ary ny Hetita mialoha ny fahatongavanareo.
Malagasy Bible 1865
Ary hampandeha fanenitra eo alohanao Aho, ka handroaka ny Hivita sy ny Kananita ary ny Hetita eo alohanao ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hampandehaniko eo anoloanao ny fanenitra handroaka ny Hivita sy ny Kananita ary ny Hetita eo alohanao.
malagasy
Ary hampandeha fanenitra eo alohanao Aho, ka handroaka ny Hivita sy ny Kananita ary ny Hetita eo alohanao ireny.