Exodus 23:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy handroaka azy eo alohanao amin’ny taona iray Aho, fandrao ho lao ny tany ka hihamaro ny bibidia hamely anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hataoko indray mandroaka eo anatrehanao amin’ny taona iray anefa ireny, fandrao zary efitra ny tany, ka hihamaro ny biby ka hamely anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hampandosiriko anareo ao anatin’ny taona iray ihany anefa ireo firenena ireo, fandrao hanjary ho lao ny tany ka hihamaro hamely anareo ny bibidia.
Malagasy Bible 1865
Tsy handroaka azy eo alohanao amin'ny taona iray Aho, fandrao ho lao ny tany, ka hihamaro hamely anao ny bibi-dia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy handroaka azy eo alohanao amin’ny taona iray Aho, fandrao ho lao ny tany ka hihamaro ny bibidia hamely anao.
malagasy
Tsy handroaka azy eo alohanao amin'ny taona iray Aho, fandrao ho lao ny tany, ka hihamaro hamely anao ny bibi-dia.