Exodus 23:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza miangatra amin’ny mahantra amin’ny adiny eo amin’ny fitsarana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza momba ny malahelo amin’ny adiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza manasohaso olona eo amin’ny fitsarana, na dia ny mahantra aza.
Malagasy Bible 1865
Aza mandravaka ny tenin'ny malahelo eo amin'ny fandaharan-teniny ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza miangatra amin’ny mahantra amin’ny adiny eo amin’ny fitsarana.
malagasy
Aza mandravaka ny tenin'ny malahelo eo amin'ny fandaharan-teniny ianao.