Exodus 23:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza manao fanekena aminy na amin’ny andriamaniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hanao fanekem-pihavanana amin’izy ireo na amin’ny andriamanitr’izy ireo ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza manao fanekempihavanana amin’ireo na amin’ny andriamaniny.
Malagasy Bible 1865
Aza manao fanekena aminy na amin'ny andriamaniny ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza manao fanekena aminy na amin’ny andriamaniny.
malagasy
Aza manao fanekena aminy na amin'ny andriamaniny ianao.Tsy honina eo amin'ny taninao ireny, fandrao hampanota anao amiko; fa raha manompo ny andriamaniny ianao, dia ho fandrika aminao tokoa izany,