Exodus 23:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy honina eo amin’ny taninao ireny, fandrao hampanota anao Amiko izy raha manompo ny andriamaniny ianao ka ho fandrika ho anao izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy honina eo amin’ny taninao ireny, fandrao mampanota anao amiko, sao dia hanompo ny andriamaniny ianao ka ho tonga fandrika ho anao izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza avela honina ao amin’ny taninareo ireny fandrao mitarika anareo hanao fahadisoana amiko; satria raha manao fanompoam-pivavahana amin’ny andriamaniny ianareo, dia hanjary fandrika ho anareo izany.»
Malagasy Bible 1865
Tsy honina eo amin'ny taninao ireny, fandrao hampanota anao amiko; fa raha manompo ny andriamaniny ianao, dia ho fandrika aminao tokoa izany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy honina eo amin’ny taninao ireny, fandrao hampanota anao Amiko izy raha manompo ny andriamaniny ianao ka ho fandrika ho anao izany.
malagasy
Tsy honina eo amin'ny taninao ireny, fandrao hampanota anao amiko; fa raha manompo ny andriamaniny ianao, dia ho fandrika aminao tokoa izany,