Exodus 23:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha hitanao diso lalana ny ombin’ny fahavalonao, na ny borikiny, dia averenonao any aminy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha hitanao mania ny ombim-pahavalonao na ny ampondrany, dia aza diso ny mamerina izany any aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha mifanena aminao fa diso lalana ny ombin’ny fahavalonao na ny borikiny, dia avereno any aminy.
Malagasy Bible 1865
Raha hitanao mania ny ombin'ny fahavalonao, na ny borikiny, dia avereno any aminy mihitsy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha hitanao diso lalana ny ombin’ny fahavalonao, na ny borikiny, dia averenonao any aminy izany.
malagasy
Raha hitanao mania ny ombin'ny fahavalonao, na ny borikiny, dia avereno any aminy mihitsy izany.