Exodus 23:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mamily izay rariny ananan’ny mahantra eo aminao, amin’ny adiny eo amin’ny fitsarana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Aza mamilivily ny rariny ananan’ny mahantra raha manana ady izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aza mamilivily ny rariny ananan’ny mahantranareo rehefa miseho fitsarana izy.
Malagasy Bible 1865
Aza mamily ny rariny izay ananan'ny malahelo ao aminao, raha manana ady izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mamily izay rariny ananan’ny mahantra eo aminao, amin’ny adiny eo amin’ny fitsarana.
malagasy
Aza mamily ny rariny izay ananan'ny malahelo ao aminao, raha manana ady izy.