Exodus 23:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manalavira izay teny lainga, ary aza mamono ny tsy manan-tsiny sy izay marina ianao; fa tsy hanamarina ny meloka Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fadio ny ady tsy marina ka aza mamono ny tsy manan-tsiny sy ny marina, fa tsy hamela ny meloka Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza mihaino ny lainga tsara lahatra. Aza manameloka ho faty ny tsy manan-tsiny sy ny olo-marina, satria Izaho Tompo dia tsy hihevitra ny olon-dratsy toy izany ho marina.
Malagasy Bible 1865
Manalavira izay teny lainga, ary aza mamono izay tsy manan-tsiny sy izay marina ianao; fa tsy hanamarina ny meloka Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manalavira izay teny lainga, ary aza mamono ny tsy manan-tsiny sy izay marina ianao; fa tsy hanamarina ny meloka Aho.
malagasy
Manalavira izay teny lainga, ary aza mamono izay tsy manan-tsiny sy izay marina ianao; fa tsy hanamarina ny meloka Aho.