Exodus 23:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mandray kolikoly, fa ny kolikoly dia mahajamba ny mason’ny mahiratra sy mamadika ny tenin’ny marina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mandray kolikoly fa mahajamba ny mahiratra ny kolikoly, ka tsy ahombiazan’ny ady marina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza mandray tsolotra fa ny tsolotra no mahajamba ny mason’ny mahiratra sy mamadika ny tenin’ny olo-marina.
Malagasy Bible 1865
Ary aza mandray kolikoly, fa ny kolikoly mahajamba ny mason'ny mahiratra sy mamadika ny tenin'ny marina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mandray kolikoly, fa ny kolikoly dia mahajamba ny mason’ny mahiratra sy mamadika ny tenin’ny marina.
malagasy
Ary aza mandray kolikoly, fa ny kolikoly mahajamba ny mason'ny mahiratra sy mamadika ny tenin'ny marina.